bmm_2co_text_reg/09/06.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 6 Ny tegna izy de ity: Ny araiky izay mamafy hely de hijinja hely indraiky koa, Ary ny araika izay mamafy amin'ny tanjom-pitahiagna de hijinja fitahiagna ndraiky koà.\v 7 Ambilao ny tsiraikaraika hagnome araka izay efa narafitra ny takô am-pony. Aza ambéla magnome fahoriagna na fagneriteregna izy.fô ny mpagnome am-pifaliagna no tian'Andriamanitra