bmm_2co_text_reg/09/03.txt

1 line
615 B
Plaintext

\v 3 Ké nasaiko ny rahalahy mbô tsy ho zava-poagna ny fireharehantsika mômba anaré, ary mbô ho vôgnona anaré, karaha ny efa nivolagniko ho anaré. \v 4 kô tsy' izény, izikoà misy Makedoniana fôntro miaraka aminahy ké mahita anaré mbôla tsy vonona, de ho ménatra antsika-tsy mivôlagna na ino na ino mômba anaré zaho-noho ny fahatokisagna anaré. \v 5 Ké mieritreritra zaho fô ilaigna ny mamporisika iré rahalahy hankagny aminà ké hagnano fifanarahana mialôha ny amin'ny fanomezagna efa nampanantenainà. Izégny de ahafahagna mivôgnona karaha ny fitahiagna, fô tsy ny raha tsy azo ekégna.