bmm_2co_text_reg/09/01.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 1 Mikasika ny asa fanompoagna ho an'ny mpino, tsy tegna ilaiko ny manôratra ho anaré. \v 2 Haiko ny mômba ny faniriànaré, zay ireharehako amin'ny ôlon'i makedonia. nivolagniko anjaré iré fô akaia de efa vonogna Nanômboka tamin'ny taogno lasa.Ny zotom-pônaré no hanosika ny ankamaroànjaré ré hiasa.