bmm_2co_text_reg/08/13.txt

1 line
455 B
Plaintext

Fô izény asa izégny de tsy mbô hagnamévagna ny hafa ké hagnavésatra anaré.Fô koà, tokony hisy rariny.Ny haregna naré amin'izô fotoàgna izô de hagnome izay ilain'jaré ré. Ké izégny koà de mbô hagnomezan'nyhariagnan'jaré ré izay ilainaré. Ké mbô agnomezan'izy iré ny rariny Araka izay éfa Voasôratra hoe: '' ilay arèky izay nanagna fontry de tsy nanagna ambiny, ké ilay arèky izay nanagna ny hely de tsy nanagna ny tsy ampy.