bmm_2co_text_reg/07/15.txt

1 line
216 B
Plaintext

\v 15 Ny fitiavanay anaré de lehibe tokoà, karan'ny nahatsiarovanay ny fagnikianaré jiaby, Endrey ny fandraisanaré azy tamin'ny tahotro sy hovitra. \v 16 Faly zaho satrià managna fahatokiagna tanteraka taminaré