bmm_2co_text_reg/07/13.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 13 Tamin'ny alalan'izégny no nampaherezagna anay. Mihoatra nohon'ny fampaherezagna zay efa anagnanay, niho-papagna ny fifaliany nonhon'ny fifalian'i Titosy, satrià ny fanahy de velombelogno noho ny aminaré jiaby. \v 14 Kôfa takô ké nirehareha taminanjy ny momba anaré zaho, de tsy mbô afa-baraka zaho. Mifagnohitra amin'izégny, iré raha jiaby zay noteneninay taminarè de margna avokoà, ny fireharehanay momba anaré tamin'i Titosy de vôporofo fô marigna.