bmm_2co_text_reg/07/11.txt

1 line
729 B
Plaintext

\v 11 Zahavo ny vokatrin'ny hamaventin'ny fikirizanaré tamin'ny fahoriagna akô amin'Andriamanitra. Maventy tokoà ny hamaventin'ny fikirizanaré takô aminaré mbô hagnaporofoagna fô tsy manan-tsiny anaré. Maventy tokoà ny hamaventin'ny fahatezeranarè, ny tahotraré, ny alahelonaré, ny zatom-pônaré, ké ny fagnirianaré ahita ny fahamarinagna zay tôkony atô! Amin'ny raha-jiaby de nagnaporofo tamin'ny tegnanaré anaré mbô tsy ho meloko amin'izégny raharaha izégny. \v 12 Na de nanôratra tamin'iré aza zaho, Zaho de tsy nanôratra ho an'iré mpagnano ratsy, na ho an'ny araiky zay miharitra ny ratsy. Nanôratra zaho mbô tôkony hampahafantaragna ny fahazotoanaré také aminay aké agnatrehan'Andriamanitra.