bmm_2co_text_reg/07/05.txt

1 line
568 B
Plaintext

\v 5 Kôfa tônga tagny Makedonia zahay, tsy hanam-pitsaharagna ny tegnanay. Noho izégny, ory tamin'ny fômba jiaby zahay nohon'ny fifandiragna tagny ivelany, ndraiky tahotro takô agnaty. \v 6 Fô Andriamanitra, zay mpampahery ny kivy, nampahery anay tamin'ny fahatongavan'i Titosy. \v 7 Tsy tamin'ny alalan'ny fahatongavany koa no hampaherezan'Andriamanitra antsika. Fô tamin'ny fampaherezagna zay noraisin'i Titosy avy aminaré. Mivôlagna antsika izy ny amin'ny haben'ny fitiavanaré, ny alahelonarè, ké ny fiahianaré ahy laligna. Kè hifaly mandrakizay zaho.