bmm_2co_text_reg/04/13.txt

1 line
534 B
Plaintext

\v 13 Fô zahay managna fanahin'ny finoana mitôvy araka zay voasoratra hoe: \v 14 ''Nino zaho, ary de nivôlagna zaho.'' Mino foagna koà zahay, ké de nivôlagna foagna koà zahay. Fantatray fô lay araiky zay nanangagna ny Tompo Jesosy de hanangagna antsika foagna koà miaraka amin'i Jesosy. Fantatray fô hitôndra anay miaraka aminaré akô amin'ny fagnatrehany Izy. \v 15 Ny raha-jiaby de ho anaré mbô, araka ny fahasoavagna voapariaka tamin'ny ôlogno fôntry, no hitomboan'ny fagnomezam-pisaoragna akô amin'ny voninahitra.