bmm_2co_text_reg/04/11.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 11 Zahay zay velogna de mitondra hatragny akô amin'ny vatanay ny fahafatesan'iJesosy, amin'izay ny fiaignan'i Jesosy de hiseho aké amin'ny vatanay olombelogno. \v 12 Noho izegny ny fahafatesagna de miasa akô amintsika, fô ny fiainagna miasa akô aminaré.