bmm_2co_text_reg/04/07.txt

1 line
487 B
Plaintext

\v 7 Fô zahay managna izégny hariagna izégny akô agnaty tavoara tanimanga, mbô hazava fô ny hery lehiby mihotra lavitra de an'Andriamanitra fô tsy anay. \v 8 Ampahoriagna amin'ny fômba jiaby zahay, fô tsy resy. Very hevitra zahay fô tsy feno famoizam-pô. \v 9 Enjehina zahay fô tsy nilaozagna. Vonoigna zahay fô tsy rava. \v 10 Mitondra aké amin'ny tegnanay ny fahafatesan'i Jesosy hatragny zahay, amin'izay ny fiaignan'i Jesosy foagna kôa de hiseho aké amin'ny tegnanay.