bmm_2co_text_reg/04/01.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 1 Noho izégny, satrià zahay magnano izégny asa fanompoagna izégny, ké vô nahazo famindram-pô, de kivy zahay. \v 2 Fô kosa, tsy nikeny iré fomba mahamegnatra sy miafina. Tsy miaigna amin'ny fitaka zahay, ké mampiasa marigna ny tenin'Andriamanitra. Amin'ny fanehoagna ny marigna, zahay de mandidy ny tagnanay ny amin'ny feon'ny fieritreretan'ny ôlogno mbô ho entigna aké imason'Andriamanitra.