\v 30 Raha tsy maintsy mirehareha zaho, de hirehareha momba zay maneho iré fahalimeko. \v 31 Lay Andriamanitra sy Baban'ny Tompo Jesosy, lay zay deraigna mandrakizay, de mahafantatra fô tsy mandainga zaho!