\v 27 Efa tamin'ny asa mafy sy raha-tsarotro zaho, tamin'ny aligny tsisy torimaso, tamin'ny havasilogna sy hetaheta, tamin'ny fifadin-kanigna matetika, tamin'ny hatsiaka sy fitanjahagna. \v 28 Akôtry ny raha hafa, misy tsindry isan'andro aminahy nohon'ny fagnahiko amin'ny fiangonagna jiaby. \v 29 Zôvy no malemy, ké tsy malemy zaho? Zôvy no manafintohina, ké tsy mirehitra zaho?