\v 19 Nagnaiky am-pifaliagna iré adala anaré. De hoé hendry ny tègnanaré! \v 20 Fô mandefitra amin'ny ôlogno ianaré raha magnandevo anaré, mandray ny tegnany ho ambôny nôho anarè, na izikôa mamango tefantsofigna anaré izy. \v 21 Ho koragniko amin'ny fahafaham-barakanay fô malemy loàtra izahay tamin'ny fanôvagna izégny. Izikôa misy miréharéha de mikoragna karaha fôka za - Izaho ihany kôa de hiréharéha.