auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-17 21:35:33 -04:00 committed by root
parent 4185b94a67
commit fde48cd764
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Ké nasaiko ny rahalahy mbô tsy ho zava-poagna ny fireharehantsika mômba anaré, Ary mbô ho vonogna anaré, karaha ny efa nivolagniko ho ianaré. kô tsy' izény, izikoà misy Makedoniana maro miaraka aminahy ké mahita anaré onogna,mbôla tsy vonona, de ho ménatra antsika-tsy mivôlagna n ino na ino mômba anaré aho-noho ny fahatokiagna naré.Ka mieritreritra aho fa ilaina ny mamporisika iré rahalahy hankagny aminao ary hanao fifanarahana mialoha ny amin'ny fanomezagna efa nampanantenainao. Izégny de ahafahagna mivonogna toy ny fitahiagna, fo tsy ny zavatra tsy azo ekena.
\v 3 \v 4 \v 5 Ké nasaiko ny rahalahy mbô tsy ho zava-poagna ny fireharehantsika mômba anaré, Ary mbô ho vonogna anaré, karaha ny efa nivolagniko ho ianaré. kô tsy' izény, izikoà misy Makedoniana maro miaraka aminahy ké mahita anaré onogna,mbôla tsy vonona, de ho ménatra antsika-tsy mivôlagna na ino na ino mômba anaré zaho-noho ny fahatokisagna anaré.Ka mieritreritra aho fa ilaina ny mamporisika iré rahalahy hankagny aminao ary hanao fifanarahana mialoha ny amin'ny fanomezagna efa nampanantenainao. Izégny de ahafahagna mivonogna toy ny fitahiagna, fo tsy ny zavatra tsy azo ekena.