auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-21 11:48:00 -04:00 committed by root
parent dddd1af626
commit e2410cb5e2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fô matahotra zaho fandrao kôfa tônga zao de mety tsy hahita anaré araky ny fanantinako. Matahotra zaho fandrao tsy ho hitanaré araky ny fanantinanaré. Matahotra zaho fô sô de mety hisy fifandiragna, fialognana, firehetan'ny fahatizeragna, fikasagna amin'ny fitiavan-tegna, fifosagna, fieboeboagna, ary fikorontagnana. Matahotra zaho fandrao kôfa miverigna, de hanetry anahy aké agnatrehanaré ny Andriamanitro. Mat
Fô matahotra zaho fandrao kôfa tônga zao de mety tsy hahita anaré araky ny fanantinako. Matahotra zaho fandrao tsy ho hitanaré araky ny fanantinanaré. Matahotra zaho fô sô de mety hisy fifandiragna, fialognana, firehetan'ny fahatizeragna, fikasagna amin'ny fitiavan-tegna, fifosagna, fieboeboagna, ary fikorontagnana. Matahotra zaho fandrao kôfa miverigna, de hanetry anahy aké agnatrehanaré ny Andriamanitro. Matahotro zaho fandrao mety halahelo ny amin'iré maro zay nanota také alôha, ké mbôla tsy nibebaka