diff --git a/09/03.txt b/09/03.txt index bcbd1a8..ec8fb1e 100644 --- a/09/03.txt +++ b/09/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 Ké nasaiko ny rahalahy mbô tsy ho zava-poagna ny fireharehantsika mômba anaré, Ary mbô ho vonogna anaré, karaha ny efa nivolagniko ho ianaré.Raha tsy' izény, raha Misy makedoniagna maro miaraka amiko Ary mahita anaré onogna,mbôla tsy vonona, de ho menatra isika-tsy mizakana ino na ino mômba anaré aho-noho ny fahatokiagna naré.Ka mieritreritra aho fa ilaina ny mamporisika iré rahalahy hankagny aminao ary hanao fifanarahana mialoha ny amin'ny fanomezagna efa nampanantenainao. Izégny de ahafahagna mivonogna toy ny fitahiagna, fo tsy ny zavatra tsy azo ekena. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Ké nasaiko ny rahalahy mbô tsy ho zava-poagna ny fireharehantsika mômba anaré, Ary mbô ho vonogna anaré, karaha ny efa nivolagniko ho ianaré. kô tsy' izény, izikoà Misy Makedoniagna maro miaraka amiko Ary mahita anaré onogna,mbôla tsy vonona, de ho menatra isika-tsy mizakana ino na ino mômba anaré aho-noho ny fahatokiagna naré.Ka mieritreritra aho fa ilaina ny mamporisika iré rahalahy hankagny aminao ary hanao fifanarahana mialoha ny amin'ny fanomezagna efa nampanantenainao. Izégny de ahafahagna mivonogna toy ny fitahiagna, fo tsy ny zavatra tsy azo ekena. \ No newline at end of file