auto save
This commit is contained in:
parent
fb6f23682d
commit
9117a9df98
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ny fagnatanterahagna io asa fagnompôagna io de tsy vitan'ny hoe mahafeno n'y raha ilain'ny mpino fôagna ihany. Mitomboa ihany koà izégny amin'ny asa fagnamiazagna fisôragna an'Andriamanitra fôntro. Fô noho ny fitsapagna anaré izay vôporôfo amin'io asa io, de hagnamia voninahitra an'Andriamanitra koà anaré amin'ny fankatoavagna ny fibaboagna naré amin'ny filazantsaran'i kristy. De hagnamia voninahitra an'Andriamanitra koà anaré amin'ny fahalalantagnanaré amin'ny fagnomezagna ho an'izy iré ndraiky ôlo jiaby. Magniry anô izy iré, Ary mivavaka ho anô izy iré.Manô
|
||||
Ny fagnatanterahagna io asa fagnompôagna io de tsy vitan'ny hoe mahafeno n'y raha ilain'ny mpino fôagna ihany. Mitomboa ihany koà izégny amin'ny asa fagnamiazagna fisôragna an'Andriamanitra fôntro. Fô noho ny fitsapagna anaré izay vôporôfo amin'io asa io, de hagnamia voninahitra an'Andriamanitra koà anaré amin'ny fankatoavagna ny fibaboagna naré amin'ny filazantsaran'i kristy. De hagnamia voninahitra an'Andriamanitra koà anaré amin'ny fahalalantagnanaré amin'ny fagnomezagna ho an'izy iré ndraiky ôlo jiaby. Magniry anô izy iré, Ary mivavaka ho anô izy iré. Manô izaigny izy irè nôho ny fahalehi
|
Loading…
Reference in New Issue