auto save
This commit is contained in:
parent
42f0aa3d72
commit
7d8494ddfc
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Fô kôfa, zahay de magnaporofo ny tegnanay amin'ny asanay jiaby, fô mpanompon'Andriamanitra zahay. Zahay no mpanompony amin'ny fiaretagna be, fahoriagna, fahatiriagna, fahasarôtagna, iré vango, fagnagadragna, fikomiagna, amin'ny asa mafy, amin'iré aligna tsy misy torimaso, amin'ny havasilôgna, amin'ny fahadiovagna, fahalalagna, faharetagna, fahatsoram-pô, amin'ny Fanahy masina, amin'ny tegna fitiavagna. Zahay no mpanompony akô amin'ny tenin'ny fahamarignana, akô amin'ny
|
Fô kôfa, zahay de magnaporofo ny tegnanay amin'ny asanay jiaby, fô mpanompon'Andriamanitra zahay. Zahay no mpanompony amin'ny fiaretagna be, fahoriagna, fahatiriagna, fahasarôtagna, iré vango, fagnagadragna, fikomiagna, amin'ny asa mafy, amin'iré aligna tsy misy torimaso, amin'ny havasilôgna, amin'ny fahadiovagna, fahalalagna, faharetagna, fahatsoram-pô, amin'ny Fanahy masina, amin'ny tegna fitiavagna. Zahay no mpanompony akô amin'ny tenin'ny fahamarignana, akô amin'ny herin'Andriamanitra. Zahay de managna ny fiarôvan'ny fahamarinagna ho an'ny tagnana havanagna ndraiky hav
|
Loading…
Reference in New Issue