diff --git a/11/24.txt b/11/24.txt index 67519e5..cf2207e 100644 --- a/11/24.txt +++ b/11/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 \v 25 \v 26 Avy amin'ny alalan'irè Jiosy no nandraisako "vango efapôlo latsaka araiky" Indimy. Intelo za no novangogna tamin'ny kakazo. Indraika za no notoraham-bato. Intelo za no vaky sambo. Nàndany araiky haligna sy raiky andro tegny an-dranomasigna za. Nandeha mahéky za, tamin'ny lôzan'ny ôloko manôkagna, tamin'ny lozan'iré Jentilisa, tamin'ny loza tagny amin'ny tanàgna, tamin'ny loza tagny an'efitra, tamin'ny loza tagny an-dranomasigna, tamin'ny loza avy amin' \ No newline at end of file +\v 24 \v 25 \v 26 Avy amin'ny alalan'irè Jiosy no nandraisako "vango efapôlo latsaka araiky" Indimy. Intelo za no novangogna tamin'ny kakazo. Indraika za no notoraham-bato. Intelo za no vaky sambo. Nàndany araiky haligna sy raiky andro tegny an-dranomasigna za. Nandeha mahéky za, tamin'ny lôzan'ny ôloko manôkagna, tamin'ny lozan'iré Jentilisa, tamin'ny loza tagny amin'ny tanàgna, tamin'ny loza tagny an'efitra, tamin'ny loza tagny an-dranomasigna, tamin'ny loza avy amin'iré ralàhy sandoka. \ No newline at end of file