auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-17 22:00:49 -04:00 committed by root
parent 9f93050893
commit 6e0501c676
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Ké nasaiko ny rahalahy mbô tsy ho zava-poagna ny fireharehantsika mômba anaré, Ary mbô ho vonogna anaré, karaha ny efa nivolagniko ho ianaré. kô tsy' izény, izikoà misy Makedoniana maro miaraka aminahy ké mahita anaré onogna,mbôla tsy vonona, de ho ménatra isika-tsy mizakana ino na ino mômba anaré aho-noho ny fahatokiagna naré.Ka mieritreritra aho fa ilaina ny mamporisika iré rahalahy hankagny aminao ary hanao fifanarahana mialoha ny amin'ny fanomezagna efa nampanantenainao. Izégny de ahafahagna mivonogna toy ny fitahiagna, fo tsy ny zavatra tsy azo ekena.
\v 3 \v 4 \v 5 Ké nasaiko ny rahalahy mbô tsy ho zava-poagna ny fireharehantsika mômba anaré, Ary mbô ho vonogna anaré, karaha ny efa nivolagniko ho ianaré. kô tsy' izény, izikoà misy Makedoniana maro miaraka aminahy ké mahita anaré onogna,mbôla tsy vonona, de ho ménatra antsika-tsy mizakana ino na ino mômba anaré aho-noho ny fahatokiagna naré.Ka mieritreritra aho fa ilaina ny mamporisika iré rahalahy hankagny aminao ary hanao fifanarahana mialoha ny amin'ny fanomezagna efa nampanantenainao. Izégny de ahafahagna mivonogna toy ny fitahiagna, fo tsy ny zavatra tsy azo ekena.