Thu Oct 08 2020 15:27:44 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-08 15:27:45 -04:00
parent 33ec668105
commit 5d63f191fd
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Zaho de tsy maintsy mirehareha, fô tsisy na ino na ino azo avy amin'izégny. Fô zaho de hanohy ny amin'iré fahitagna sy iré fagnambaragna avy amin'ny Tompo. \v 2 Mahafantatra lalahy akô amin'i Kristy zaho zay efatra ambin'ny fôlo taogna lasa zay—na akô amin'ny tagna na ivelan'ny tegna, zaho tsy mahafantatra, Andriamanitra mahafantatra—nalaigna niakatra tagny amin'ny lagnitra faha telo.
\c 12 \v 1 Zaho de tsy maintsy mirehareha, fô tsisy na ino na ino azo avy amin'izégny. Fô zaho de hanohy ny amin'iré fahitagna sy iré fagnambaragna avy amin'ny Tompo. \v 2 Mahafantatra lalahy akô amin'i Kristy zaho zay efatra ambin'ny fôlo taogna lasa zay—na akô amin'ny tegna na ivelan'ny tegna, zaho tsy mahafantatra, Andriamanitra mahafantatra—nalaigna niakatra tagny amin'ny lagnitra faha telo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Ké fantatro fô io lalahy io—na akô amin'ny tegna, na ivelan'ny tegna, zahotsy mahafantra, Andriamanitra mahafantatra— \v 4 de nalaigna niakatra takô amin'ny paradisa ké naregny raha zay tegna masina lôatra amin'ny ôlogno ny hivôlagna ananjy. \v 5 Amin'ny agnaran'ny ôlogno karaha izégny de hirehareha zaho. Fô amin'ny agnaran'ny tegnako de tsy hirehareha zaho, afa-tsy ny momba iré fahalimeko.
\v 3 Ké fantatro fô io lalahy io—na akô amin'ny tegna, na ivelan'ny tegna, zaho tsy mahafantatra, Andriamanitra mahafantatra— \v 4 de nalaigna niakatra takô amin'ny paradisa ké naregny raha zay tegna masina lôatra amin'ny ôlogno ny hivôlagna ananjy. \v 5 Amin'ny agnaran'ny ôlogno karaha izégny de hirehareha zaho. Fô amin'ny agnaran'ny tegnako de tsy hirehareha zaho, afa-tsy ny momba iré fahalimeko.

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 12
Tôko faha 12

View File

@ -143,12 +143,12 @@
"11-22",
"11-24",
"11-27",
"11-30",
"11-32",
"12-title",
"12-01",
"12-03",
"12-06",
"12-08",
"12-11",
"12-14",
"12-16",