auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-17 14:42:27 -04:00 committed by root
parent 1007941ba8
commit 576ed2f90e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zahavo ny vokatrin'ny hamaventin'ny fikirizanaré tamin'ny fahoriagna akô amin'Andriamanitra. Maventy tokoà ny hamaventin'ny fikirizanaré takô aminaré mbô hagnaporofoagna fô tsy manan-tsiny anaré. Maventy tokoà ny hamaventin'ny fahatezeranarè, ny tahotraré, ny alahelonaré, ny zatom-pônaré, ké ny fagnirianaré ahita ny fahamarinagna zay tôkony atô! Amin'ny raha-jiaby de nagnaporofo
Zahavo ny vokatrin'ny hamaventin'ny fikirizanaré tamin'ny fahoriagna akô amin'Andriamanitra. Maventy tokoà ny hamaventin'ny fikirizanaré takô aminaré mbô hagnaporofoagna fô tsy manan-tsiny anaré. Maventy tokoà ny hamaventin'ny fahatezeranarè, ny tahotraré, ny alahelonaré, ny zatom-pônaré, ké ny fagnirianaré ahita ny fahamarinagna zay tôkony atô! Amin'ny raha-jiaby de nagnaporofo tamin'ny tegnanaré anaré mbô tsy ho meloko amin'izégny raharaha izégny. Na de nanôratra tamin'iré aza zaho, Zaho de tsy n