diff --git a/10/15.txt b/10/15.txt index d644d85..25463bb 100644 --- a/10/15.txt +++ b/10/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 Tsy niréharéha mihôtra ny fétra antsika ny mômban'ny asan'ny sasany. néfa kôza, antenainay fo mbô hitombo ny finôagnanaré a min'ny asa maventy miandry ny tfétrany avy.\v 16 Fo izaô no antenainay, mbô ahafahanay mitôry ny Filazantsara na de agny amin'ny toéragna lavitra anaré aza. Tsy hiréharéha mômba ny asa efa vita tagny amin'ny faritra hafa ntsika. \ No newline at end of file +\v 15 Tsy niréharéha mihôtra ny fétra antsika ny mômban'ny asan'ny sasany. néfa kôza, antenainay fo mbô hitombo ny finôagnanaré a min'ny asa maventy miandry ny tsiraikaraika, Ary samy amin'ny fétrany avy.\v 16 Fo izaô no antenainay, mbô ahafahanay mitôry ny Filazantsara na de agny amin'ny toéragna lavitra anaré aza. Tsy hiréharéha mômba ny asa efa vita tagny amin'ny faritra hafa ntsika. \ No newline at end of file