auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-18 15:34:42 -04:00 committed by root
parent e3cb988f9a
commit 1d94c1518a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Ké nasaiko ny rahalahy mbô tsy ho zava-poagna ny fireharehantsika mômba anaré, ary mbô ho vôgnona anaré, karaha ny efa nivolagniko ho ianaré. \v 4 kô tsy' izény, izikoà misy Makedoniana maro miaraka aminahy ké mahita anaré onogna,mbôla tsy vonona, de ho ménatra antsika-tsy mivôlagna na ino na ino mômba anaré zaho-noho ny fahatokisagna anaré. \v 5 Ké mieritreritra zaho fô ilaigna ny mamporisika iré rahalahy hankagny aminà ké hagnano fifanarahana mialôha ny amin'ny fanomezagna efa nampanantenainà. Izégny de ahafahagna mivôgnona karaha ny fitahiagna, fô tsy ny raha tsy azo ekégna.
\v 3 Ké nasaiko ny rahalahy mbô tsy ho zava-poagna ny fireharehantsika mômba anaré, ary mbô ho vôgnona anaré, karaha ny efa nivolagniko ho anaré. \v 4 kô tsy' izény, izikoà misy Makedoniana fontro miaraka aminahy ké mahita anaré vognona,mbôla tsy vonona, de ho ménatra antsika-tsy mivôlagna na ino na ino mômba anaré zaho-noho ny fahatokisagna anaré. \v 5 Ké mieritreritra zaho fô ilaigna ny mamporisika iré rahalahy hankagny aminà ké hagnano fifanarahana mialôha ny amin'ny fanomezagna efa nampanantenainà. Izégny de ahafahagna mivôgnona karaha ny fitahiagna, fô tsy ny raha tsy azo ekégna.