auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-16 19:04:02 -04:00 committed by root
parent 2d7b3dd124
commit 1d1c8c43ff
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fôraha nanagna vôninahitra ny asan'ny fagnamelohagna, de ho karakôry ny fitomboan'ny vôninahitry ny asan'ny fahamarinagna! Satrià tokoà, zay namiagna vôninahitra indraika mandehà de tsy hanambôninahita intsony amin'izègny fômba izégny, noho ny voninahitra zay mampitombo izégny. Fô kô izay nandalo foagna no anagna vôninahitra, de tsy hanagna vôninahitra mihoàtranoho
Fôraha nanagna vôninahitra ny asan'ny fagnamelohagna, de ho karakôry ny fitomboan'ny vôninahitry ny asan'ny fahamarinagna! Satrià tokoà, zay namiagna vôninahitra indraika mandehà de tsy hanambôninahita intsony amin'izègny fômba izégny, noho ny voninahitra zay mampitombo izégny. Fô kô izay nandalo foagna no anagna vôninahitra, de tsy hanagna vôninahitra mihoàtranoho izégny vô zay maharitra!