From 02893fb24779f294cb47034ccb9cd359792f0501 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD008 <> Date: Wed, 19 Aug 2020 15:01:01 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 11/07.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/07.txt b/11/07.txt index 3758cd3..de2df76 100644 --- a/11/07.txt +++ b/11/07.txt @@ -1 +1 @@ -Angaha nanota mô za tamin'ny fanétren-tégnako mbô hisandratanaré? Fo nitory ny filazantsaran'Andriamanitra maimaimpôgna ho anaré za. Nandrômba iré fiangonagna hafa za tamin'ny alalan'ny fagnikiagna fanohanagna avy amin'izy iré mbô ahafahako manômpo anarè. Réhéfa niaraka taminarè za sy nila fagnampiagna, de tsy nagnavésatra na zôvy na zôvy. Fo iré raha nilaiko de namiàn'irè mpirahalahy izay tônga avy agny Makedonia. Tamin'ny raha jiaby de nitandrigna ny tégnako tsy ho enta-mavesatra aiminaré za, ary hanôhy hagnano izé \ No newline at end of file +Angaha nanota mô za tamin'ny fanétren-tégnako mbô hisandratanaré? Fo nitory ny filazantsaran'Andriamanitra maimaimpôgna ho anaré za. Nandrômba iré fiangonagna hafa za tamin'ny alalan'ny fagnikiagna fanohanagna avy amin'izy iré mbô ahafahako manômpo anarè. Réhéfa niaraka taminarè za sy nila fagnampiagna, de tsy nagnavésatra na zôvy na zôvy. Fo iré raha nilaiko de namiàn'irè mpirahalahy izay tônga avy agny Makedonia. Tamin'ny raha jiaby de nitandrigna ny tégnako tsy ho enta-mavesatra aiminaré za, ary hanôhy hagnano izégny. \ No newline at end of file