bmm_2co_text_reg/07/01.txt

1 line
265 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-08-17 18:42:27 +00:00
\v 1 Iré malalako, hatram'ny nanagnantsika iré teny fikasagna de ôka atsika hagnadio ny tegnantsika amin'ny raha-jiaby zay mahatônga fahalotoagna aké amin'ny vatagna sy fagnahintsika. ôka atsika hikatsaka ny fahamasinagna amin'ny fatahoragna an'Andriamanitra.