Thu Oct 08 2020 13:44:46 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-08 13:44:47 -04:00
parent 699461bbd8
commit 97bbab48d5
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Ké iré zay te ho lasa mpanan-kariagna de latsaka akô agnatin'ny fakam-pagnahy, akô agnatin'ny fandrika. Latsaka takô agnatin'ny hadalagna sy iré filàgna mampidi-dôza maro zaré ré, ké foagna koà iré hafa mandetika iré ôogno akô amin'ny faharavagna ndraiky fandriganagna. \v 10 Satrià fôtotr'iré karazan-dratsy jiaby ny fitiavam-bôla. Ny ôlogno sanany zay magniry izégny de efa vôvily niala tamin'ny finoagna kè nagnindroa ny tegnanjaré ré tamin'ny fahoriagna maventy.
\v 9 Ké iré zay te ho lasa mpanan-kariagna de latsaka akô agnatin'ny fakam-pagnahy, akô agnatin'ny fandrika. Latsaka takô agnatin'ny hadalagna sy iré filàgna mampidi-dôza maro zaré ré, ké foagna koà iré hafa mandetika iré ôlogno akô amin'ny faharavagna ndraiky fandriganagna. \v 10 Satrià fôtotr'iré karazan-dratsy jiaby ny fitiavam-bôla. Ny ôlogno sanany zay magniry izégny de efa vôvily niala tamin'ny finoagna kè nagnindroa ny tegnanjaré ré tamin'ny fahoriagna maventy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Andriamanitra de maneho ny fisehoany amin'ny fotoàgna tôkony ho izy_Andriamanitra, lay araiky zay notahiagna, lay hery tôkagna, lay Mpanjaka zay manjaka, ké lay Tompo zay manapaka. \v 16 Izy ireri foagna no managna ny tsy fahafatesagna ké mitoetra aké amin'ny hazavagna tsy azo hagnatôgnagna. Tsisy ôlombelogno mahita ananjy afaka mijery Ananjy. Ho ananjy anie ny vôninahitra ndraiky hery mandraikizay. Amena.
\v 15 Andriamanitra de maneho ny fisehoany amin'ny fotoàgna tôkony ho izy_Andriamanitra, lay araiky zay notahiagna, lay hery tôkagna, lay Mpanjaka zay manjaka, ké lay Tompo zay manapaka. \v 16 Izy irery foagna no managna ny tsy fahafatesagna ké mitoetra aké amin'ny hazavagna tsy azo hagnatôgnagna. Tsisy ôlombelogno mahita ananjy na afaka mijery Ananjy. Ho ananjy anie ny vôninahitra ndraiky hery mandrakizay. Amena.

View File

@ -85,10 +85,10 @@
"06-01",
"06-03",
"06-06",
"06-09",
"06-11",
"06-13",
"06-15",
"06-17",
"06-20"
]
}