Thu Oct 08 2020 13:36:46 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-08 13:36:47 -04:00
parent 3fa7a4db2a
commit 585d0f7420
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Ho rarànjaré ré ny manambady ndraiky mandray iré hanigna zay noforonin'Andriamanitra ho zaraigna miaraka amin'ny fisaoragna aké amin'iré zay mino sy zay mahafanntara ny marigna. \v 4 Fô ny raha jiaby zay noforognin'Andriamanitra de tsara. Tsisy holavigna ny raha noraisintsika tamim-pisaoragna. \v 5 Fô nohamasinigna tamin'ny koragnan'Andriamanitra ndraiky vavaka izégny.
\v 3 Ho rarànjaré ré ny manambady ndraiky mandray iré hanigna zay noforonin'Andriamanitra ho zaraigna miaraka amin'ny fisaoragna aké amin'iré zay mino sy zay mahafantatra ny marigna. \v 4 Fô ny raha jiaby zay noforognin'Andriamanitra de tsara. Tsisy holavigna ny raha noraisintsika tamim-pisaoragna. \v 5 Fô nohamasinigna tamin'ny koragnan'Andriamanitra ndraiky vavaka izégny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Koragno sy ampianaro iré raha iré. \v 12 Ôka tsy hisy ôogno hagnano tsinontsinogna ny fahatanoranà. Fô ndraiky, ôka ho ôhatra ho an'iré zay mino, amin'ny fivôlagna, fitondran-tegna, fitiavagna, finoagna, ké fahadiovagna. \v 13 Mandra-pihaviko, tohizo ny famakiagna, ny fagnanaragna, ndraiky fampianaragna.
\v 11 Koragno sy ampianaro iré raha iré. \v 12 Ôka tsy hisy ôlogno hagnano tsinontsinogna ny fahatanoranà. Fô ndraiky, ôka ho ôhatra ho an'iré zay mino, amin'ny fivôlagna, fitondran-tegna, fitiavagna, finoagna, ké fahadiovagna. \v 13 Mandra-pihaviko, tohizo ny famakiagna, ny fagnanaragna, ndraiky fampianaragna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Aza atô tsinontsinogna ny fagnomezam-pahasoavagna zay akô aminà, zay namiagna anà tamin'ny alalan'ny faminaniagna, niaraka tamin'ny fametrahan-tagnan'iré lohologna. \v 15 Tandrovy irgny raha iregny. Meteza ho akô aminjaré ré, mbô hiharihary amin'ny ôlogno jiaby ny fandrosoanà. \v 16 Tandremo tsara ny tegnanà ndraiky fampianaranà. Tohizo iregny raha iregny. Fô kôfa magnano karaha izégny, de ho vonjenà ny tegnanà sy iré zay mihaino anà.
\v 14 Aza atô tsinontsinogna ny fagnomezam-pahasoavagna zay akô aminà, zay namiagna anà tamin'ny alalan'ny faminaniagna, niaraka tamin'ny fametrahan-tagnan'iré lohologna. \v 15 Tandrovy iregny raha iregny. Meteza ho akô aminjaré ré, mbô hiharihary amin'ny ôlogno jiaby ny fandrosoanà. \v 16 Tandremo tsara ny tegnanà ndraiky fampianaranà. Tohizo iregny raha iregny. Fô kôfa magnano karaha izégny, de ho vonjenà ny tegnanà sy iré zay mihaino anà.

View File

@ -64,11 +64,11 @@
"03-16",
"04-title",
"04-01",
"04-03",
"04-06",
"04-09",
"04-11",
"04-14",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"05-05",