Thu Oct 08 2020 11:44:01 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-08 11:44:02 -04:00
parent 8562fc237c
commit 14506f3d49
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Fô raika foàgna no Andriamanitra,ary raika' foàgna no mpagnelanelagna an'Andriamanitra sy ny ôlogna, de lay lalahy Krisity Jesosy. \v 6 Izy nagnamia ny tegnany ho vidim-pagnavotagna ho an'ny jiaby, karahà ny finoàgna vavolambelogna amin'ny fotoagna tôkony ho izy. \v 7 Fô amin'izégny tanjogna izégny, zaho, ny tégnako, de nataoko ho mpitory sy ho apostoly. mikoragna ny marigna zaho. tsy mandainga zaho. mpampiagnatra iré Jentilisa amin'ny finoàgna sy fahamarinagna zaho.
\v 5 Fô raika foàgna no Andriamanitra, ary raika' foàgna no mpagnelanelagna an'Andriamanitra sy ny ôlogna, de lay lalahy Kristy Jesosy. \v 6 Izy nagnamia ny tegnany ho vidim-pagnavotagna ho an'ny jiaby, karahà ny finoàgna vavolombelogna amin'ny fotoagna tôkony ho izy. \v 7 Fô amin'izégny tanjogna izégny, zaho, ny tégnako, de nataoko ho mpitory sy ho apostoly. mikoragna ny marigna zaho. tsy mandainga zaho. mpampiagnatra iré Jentilisa amin'ny finoàgna sy fahamarinagna zaho.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Noho izégny, tiàko ny lalahy na akéza na akéza mbô hivavaka sy hanandra-tanagna masigna tsy am-pahavinirana na amin'ny fifandiragna. \v 9 Karahà izéngny Koà, tiàko ny viavy mbô hagnisy lamba méndrika ny tégnany, amin'ny fahamaotinagna sy fahafehezan-tégna. Tsy tôkony hagnano randrandrana mirentra, na vôlamena, na voahangy, na lamba lafo vidy. \v 10 Tiáko zarè ré hagnisy lamba amin'izay mety ho an'iré viavy zay mampiseho toe-pagnahy karahà an'Andriamanitra amin'ny alalan'irè asa tsara.
\v 8 Noho izégny, tiàko ny lalahy na akéza na akéza mbô hivavaka sy hanandra-tanagna masigna tsy am-pahavinirana na amin'ny fifandiragna. \v 9 Karahà izégny koà, tiàko ny viavy mbô hagnisy lamba méndrika ny tégnany, amin'ny fahamaotinagna sy fahafehezan-tégna. Tsy tôkony hagnano randrana mirentra, na vôlamena, na voahangy, na lamba lafo vidy. \v 10 Tiáko zarè ré hagnisy lamba amin'izay mety ho an'iré viavy zay mampiseho toe-pagnahy karahà an'Andriamanitra amin'ny alalan'irè asa tsara.

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 3
Tôko faha 3

View File

@ -50,11 +50,11 @@
"01-18",
"02-title",
"02-01",
"02-05",
"02-08",
"02-11",
"02-13",
"03-title",
"03-01",
"03-04",
"03-06",
"03-08",