Thu Oct 08 2020 10:42:05 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-08 10:42:06 -04:00
parent 7fb79c4017
commit 8950b88ed1
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Nagnadio ny fagnahinaré tamin'ny fankatoavagna ny fahamarinagna anaré. Izégny de ho an'ny fitiavagna ara-pirahalahiagna madio; noho izégny mifankatia fatratraa amin'ny fô. [Fagnamarihagna: Iré dika-teny sanany de mivaky hoe: ''Nagnadio ny fagnahinaré tamin'ny fankatoavagna ny fagnahinaré tamin'ny alalan'ny Fanahy anaré''] \v 23 Nateraka indraiky anaré, tsy avy amin'ny voa mety naty, fô avy amin'ny voa tsy mety naty, amin'ny alalan'ny koragnan'Andriamanitra velogna sy mitoetra.
\v 22 Nagnadio ny fagnahinaré tamin'ny fankatoavagna ny fahamarinagna anaré. Izégny de ho an'ny fitiavagna ara-pirahalahiagna madio; noho izégny mifankatia fatratra amin'ny fô. [Fagnamarihagna: Iré dika-teny sanany de mivaky hoe: ''Nagnadio ny fagnahinaré tamin'ny fankatoavagna ny fagnahinaré tamin'ny alalan'ny Fanahy anaré''] \v 23 Nateraka indraiky anaré, tsy avy amin'ny voa mety naty, fô avy amin'ny voa tsy mety naty, amin'ny alalan'ny koragnan'Andriamanitra velogna sy mitoetra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 Fô' ''ny nôfo jiaby de karaha ny ahitra, ké ny voninahiny jiaby de karaha ny voninkazon'ny ahitra. Maigna ny ahitra, ké malazo ny voninkazo, \v 25 fô ny koragnan'ny Tompo de mipetraka mandrakizay.'' Izégny ny vôvô mahafaly zay nambara taminaré.
\v 24 Fô ''ny nôfo jiaby de karaha ny ahitra, ké ny voninahiny jiaby de karaha ny voninkazon'ny ahitra. Maigna ny ahitra, ké malazo ny voninkazo, \v 25 fô ny koragnan'ny Tompo de mipetraka mandrakizay.'' Izégny ny vôvô mahafaly zay nambara taminaré.

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 2
Tôko faha 2

View File

@ -48,11 +48,11 @@
"01-11",
"01-13",
"01-15",
"01-18",
"01-20",
"01-22",
"01-24",
"02-title",
"02-01",
"02-04",
"02-06",
"02-07",