Thu Oct 08 2020 10:58:05 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-08 10:58:06 -04:00
parent 9137232d8d
commit 43ccc3becd
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Fô ndraiky, atokagno karaha ny masina akô am-pônaré lay Tompo Kristy. Mivonogna hatragny hamaly ny ôlogna jiaby zay magnontany anaré ny antony hatokianaré an'Andriamanitra. Atôvy amin'ny halemem-pagnahy sy fagnajagna izégny. \v 16 Manàgna feon'ny fieritreretagna madio mbô ny ôlogno zay manevateva ny fiainagna tsaranaré akô amin'i Kristy de mety megnatra satrià mivôlagna manohoitra anaré zaré ré karaha ny hoe mpagnano ratsy anaré. \v 17 Tsara kokoà, kôfa Andriamanitra no magniry, fô mijaly anaré amin'ny fagnanôvagna ny tsara nohon'ny fagnanôvagna ny ratsy.
\v 15 Fô ndraiky, atokagno karaha ny masina akô am-pônaré lay Tompo Kristy. Mivonogna hatragny hamaly ny ôlogna jiaby zay magnontany anaré ny antony hatokianaré an'Andriamanitra. Atôvy amin'ny halemem-pagnahy sy fagnajagna izégny. \v 16 Manàgna feon'ny fieritreretagna madio mbô ny ôlogno zay manevateva ny fiainagna tsaranaré akô amin'i Kristy de mety megnatra satrià mivôlagna manohitra anaré zaré ré karaha ny hoe mpagnano ratsy anaré. \v 17 Tsara kokoà, kôfa Andriamanitra no magniry, fô mijaly anaré amin'ny fagnanôvagna ny tsara nohon'ny fagnanôvagna ny ratsy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Efa nijaly nohon'ny fahotagna foagna koà i Kristy. Izy zay marigna de nijaly ho antsika, zay tsy marigna, mbô hitondrany antsika aké amin'Andriamanitra. Novonoigna tamin'ny nôfo Izy, fô novelomin'ny Fanahy. \v 19 Tamin'ny alalan'ny Fanahy, de nandeha izy ké nitory ho an'iré fagnahy zay agny am-poja avaizo. \v 20 Tsy nankatoa zaré ré kôfa niandry ny faharetan'Andriamanitra tamin'ny andron'i Noa, tamin'ny andron'ny fananganagna sambofiara, ké Andriamanitra namonjy ôlogna vitsy _ fanahy valo _ tamin'ny rano.
\v 18 Efa nijaly nohon'ny fahotagna foagna koà i Kristy. Izy zay marigna de nijaly ho antsika, zay tsy marigna, mbô hitondrany antsika aké amin'Andriamanitra. Novonoigna tamin'ny nôfo Izy, fô novelomin'ny Fanahy. \v 19 Tamin'ny alalan'ny Fanahy, de nandeha izy ké nitory ho an'iré fagnahy zay agny am-ponja avaizo. \v 20 Tsy nankatoa zaré ré kôfa niandry ny faharetan'Andriamanitra tamin'ny andron'i Noa, tamin'ny andron'ny fananganagna sambofiara, ké Andriamanitra namonjy ôlogna vitsy _ fanahy valo _ tamin'ny rano.

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Izegny no famantaragna ny batisa zay mamonjy anaré avaizo_tsy karaha ny fagnadiovagna ny loto amin'ny vatagna, fô karaha ny antson'ny feon'ny fieritreretagna ho amin'Andriamanitra_tamin'ny alalan'ny fitsangan'i Jesosy Kristy tamin'ny naty. \v 22 Kristy de aké an-tagnana ankavanan'Andriamanitra. Niakatra agny an-dagnitra izy. Iré anjely, iré manam-pahefagna, ké ny hery de tsy maintsy magneky Ananjy.
\v 21 Izegny no famantaragna ny batisa zay mamonjy anaré avaizo_tsy karaha ny fagnadiovagna ny loto amin'ny vatagna, fô karaha ny antson'ny feon'ny fieritreretagna ho amin'Andriamanitra_tamin'ny alalan'ny fitsanganan'i Jesosy Kristy tamin'ny naty. \v 22 Kristy de aké an-tagnana ankavanan'Andriamanitra. Niakatra agny an-dagnitra izy. Iré anjely, iré manam-pahefagna, ké ny hery de tsy maintsy magneky Ananjy.

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 4
Tôko faha 4

View File

@ -71,9 +71,9 @@
"03-08",
"03-10",
"03-13",
"03-15",
"03-18",
"03-21",
"04-title",
"04-01",
"04-03",
"04-07",