Thu Oct 08 2020 11:34:05 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-08 11:34:06 -04:00
parent 0244102457
commit 1e57a741b3
3 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Karaha izégny koà, anaré tanora fagnahy magneky ny ôlon-dehibe. Anaré jiaby, tafio fagnetren-tegna ny tegnanaré ké mifanompoa. Fô Andriamanitra manohitra ny mpirehareha, fô magnamia fahasoavagna ny mpagnetry tegna. \v 6 Noho izégny magnetre tegna aké ambannin'ny tagna-maherin'Andriamanitra mbô hagnandratany anaré amin'izégny fotoagna izégny. \v 7 Ambilay aké aminanjy ny fagnahianaré jiaby, satrià Izy no miahy anaré.
\v 5 Karaha izégny koà, anaré tanora fagnahy magneky ny ôlon-dehibe. Anaré jiaby, tafio fagnetren-tegna ny tegnanaré ké mifanompoa. Fô Andriamanitra manohitra ny mpirehareha, fô magnamia fahasoavagna ny mpagnetry tegna. \v 6 Noho izégny magnetre tegna aké ambanin'ny tagna-maherin'Andriamanitra mbô hagnandratany anaré amin'izégny fotoagna izégny. \v 7 Ambilay aké aminanjy ny fagnahianaré jiaby, satrià Izy no miahy anaré.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Mahonona tegna, miambena. Ny fahavalonaré, de ny devoly, miodidigna karaha ny liona mierogna, mitady zay ôlogna ho arapany. \v 9 Manohera ananjy. Mioregna mafy amin'ny finoanaré. Fantatraré fô izégny fahoriagna izégny de manjo ny firaisan'iré mpino magnaragna an'izô tontôlo izô foagna koà.
\v 8 Mahonona tegna, miambena. Ny fahavalonaré, de ny devoly, miodidigna karaha ny liona mierogna, mitady zay ôlogna ho arapany. \v 9 Manohera ananjy. Mioregna mafy amin'ny finoanaré. Fantatraré fô izégny fahoriagna izégny de manjo ny firaisan'iré mpino magneragna an'izô tontôlo izô foagna koà.

View File

@ -82,10 +82,10 @@
"04-12",
"04-15",
"04-17",
"05-title",
"05-01",
"05-05",
"05-08",
"05-10",
"05-12"
"05-10"
]
}