Thu Oct 08 2020 09:56:56 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-08 09:56:56 -04:00
parent 462c41b120
commit c326f6c649
4 changed files with 3 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Izô no didiny: tôkony mino ny agnaran'ny Zanany Jesosy Kristy ké mifankatia atsika, karaha ny efa nagnomezany antsika izégny didy izégny. \v 24 Ny araiky zay mitazogna iré didin'Andriamanitra de mitoetra akô aminanjy, ké Andriamanitra mitoetra akô aminanjy. Amin'izégny no hahafantarantsika fô izy de mitoetra akô amintika, amin'ny Fanahy zay nagnamiany antsika.
\v 23 Izô no didiny: tôkony mino ny agnaran'ny Zanany Jesosy Kristy ké mifankatia atsika, karaha ny efa nagnomezany antsika izégny didy izégny. \v 24 Ny araiky zay mitazogna iré didin'Andriamanitra de mitoetra akô aminanjy, ké Andriamanitra mitoetra akô aminanjy. Amin'izégny no hahafantarantsika fô izy de mitoetra akô amintsika, amin'ny Fanahy zay nagnamiany antsika.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ry malala, aza mino ny fanahy jiaby. Fô ndraiky, mitsapa iré fanahy mbô hahita fô avy amin'Andriamanitra zaré ré, satrià mpaminany sandoka maro no efa niala tamin'izô tontôlo izô. \v 2 Amin'izégny no ahafantaranaré ny Fagnahin'Andriamanitra-ny fanahy jiaby zay manaiky fô i Jesosy Kristy zay tônga nôfo de avy amin'Andriamanitra, \v 3 ké ny fanahy jiaby zay tsy magnaiky fô Jesosy de tsy avy amin'Andriamanitra. De izégny ny fanahin'ny antiKridty, zay efa regninarè fô ho avy, ké avaizo de efa aketo an-tany. [Fagnamarihagna: misy dika-vôlagna talôha sanany de mivaky hoe: ''Ké ny fanahy jiaby zay tsy magnaiky fô i Jesosy tônga nôfo de tsy avy amin'Andriamanitra. Izégny de fanahin'ny antiKristy, zay efa regninarè fô ho avy, ké avaizo de efa aketo an-tany.]
\c 4 \v 1 Ry malala, aza mino ny fanahy jiaby. Fô ndraiky, mitsapa iré fanahy mbô hahita fô avy amin'Andriamanitra zaré ré, satrià mpaminany sandoka maro no efa niala tamin'izô tontôlo izô. \v 2 Amin'izégny no ahafantaranaré ny Fagnahin'Andriamanitra-ny fanahy jiaby zay manaiky fô i Jesosy Kristy zay tônga nôfo de avy amin'Andriamanitra, \v 3 ké ny fanahy jiaby zay tsy magnaiky fô Jesosy de tsy avy amin'Andriamanitra. De izégny ny fanahin'ny antiKristy, zay efa regninarè fô ho avy, ké avaizo de efa aketo an-tany. [Fagnamarihagna: misy dika-vôlagna talôha sanany de mivaky hoe: ''Ké ny fanahy jiaby zay tsy magnaiky fô i Jesosy tônga nôfo de tsy avy amin'Andriamanitra. Izégny de fanahin'ny antiKristy, zay efa regninarè fô ho avy, ké avaizo de efa aketo an-tany.]

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 4
Tôko faha 4

View File

@ -68,7 +68,6 @@
"03-23",
"04-title",
"04-01",
"04-04",
"04-07",
"04-09",
"04-11",