Thu Oct 08 2020 09:50:56 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
99b9bef15a
commit
9ac0d10399
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 20 Fô managna fagnosoragna avy amin'ilay Araiky Masina anaré, ké fantatraré jiaby ny marigna. [Fagnamarihagna: misy dikavôlagna hafa sanany vôvô zay mivaky hoe: ''managna ny fahalalagna jiaby anaré.'' Ny dikavôlagna sanany talôha de mivaky hoe: ''ké fantatraré ny raha jiaby.''] \v 21 Tsy nanorata ho anaré zaho satrià anaré de tsy mahalala ny marigna, fô satrià fantatraré izégny ké tsisy lainga avy amin'ny marigna.
|
||||
\v 20 Fô managna fagnosoragna avy amin'ilay Araiky Masina anaré, ké fantatraré jiaby ny marigna. [Fagnamarihagna: misy dikavôlagna hafa sanany vôvô zay mivaky hoe: ''Managna ny fahalalagna jiaby anaré.'' Ny dikavôlagna sanany talôha de mivaky hoe: ''Ké fantatraré ny raha jiaby.''] \v 21 Tsy nanorata ho anaré zaho satrià anaré de tsy mahalala ny marigna, fô satrià fantatraré izégny ké tsisy lainga avy amin'ny marigna.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 27 Fô ho anaré, lay hosotra zay noraisinaré vy taminanjy de hipetraka akô aminaré, ké anaré de tsy mila ôlogno mampianatra anaré. Fô karaha zay nampianarin'ny fagnosoragna anaré ny raha jiaby de marigna ké tsy lainga, ké karaha zay efa nampianarin'izégny anarè, de mipetraka akô Aminanjy. \v 28 Avaizo, ry zanaka malala, mipetraka akô aminanjy, mbô rehefa miseho Izy, de hanagna fahasahiagna atsika ké tsy ho megnatra aké agnatrehany amin'ny fiaviany. \v 29 Kôfa fantatraré fô izy no marigna, fantatraré fô zay jiaby magnano ny mety de teraka taminanjy.
|
||||
\v 27 Fô ho anaré, lay hosotra zay noraisinaré avy taminanjy de hipetraka akô aminaré, ké anaré de tsy mila ôlogno mampianatra anaré. Fô karaha zay nampianarin'ny fagnosoragna anaré ny raha jiaby de marigna ké tsy lainga, ké karaha zay efa nampianarin'izégny anarè, de mipetraka akô Aminanjy. \v 28 Avaizo, ry zanaka malala, mipetraka akô aminanjy, mbô rehefa miseho Izy, de hanagna fahasahiagna atsika ké tsy ho megnatra aké agnatrehany amin'ny fiaviany. \v 29 Kôfa fantatraré fô izy no marigna, fantatraré fô zay jiaby magnano ny mety de teraka taminanjy.
|
|
@ -50,11 +50,11 @@
|
|||
"02-07",
|
||||
"02-09",
|
||||
"02-12",
|
||||
"02-15",
|
||||
"02-18",
|
||||
"02-20",
|
||||
"02-22",
|
||||
"02-24",
|
||||
"02-27",
|
||||
"03-title",
|
||||
"03-01",
|
||||
"03-04",
|
||||
|
|
Loading…
Reference in New Issue