Thu Oct 08 2020 10:00:56 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-08 10:00:56 -04:00
parent 22091ae7d9
commit 272075c0bd
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Mitia atsika satrià Andriamanitra nitia antsika voàlôhany. \v 20 Kôfa misy ôlogno mivôlagna hoe: ''Tiako Andriamanitra'' nefa mankahala ny rahalahiny, de mpandainga izy. Fô lay araiky zay tsy mitia ny rahalahiny, zay hitany, de tsy afaka ny hitia an'Andriamanitra, zay tsy hitany. \v 21 Ké, izégny foagna koa no didy koà no didy zay anagnantsika avy aminanjy: Na zôvy na zôvy mitia an'Andriamanitra de tsy maintsy mitia ny rahalahiny foagna koà.
\v 19 Mitia atsika satrià Andriamanitra nitia antsika voàlôhany. \v 20 Kôfa misy ôlogno mivôlagna hoe: ''Tiako Andriamanitra'' nefa mankahala ny rahalahiny, de mpandainga izy. Fô lay araiky zay tsy mitia ny rahalahiny, zay hitany, de tsy afaka ny hitia an'Andriamanitra, zay tsy hitany. \v 21 Ké, izégny foagna koa no didy koà zay anagnantsika avy aminanjy: Na zôvy na zôvy mitia an'Andriamanitra de tsy maintsy mitia ny rahalahiny foagna koà.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Na zôvy na zôvy mino fô i Jesosy no Kristy de naterak'Andriamanitra, ké na zôvy na zôvy tia ny Ray foagna koà de tis ny zanaka nateraka. \v 2 Noho izégny no ahafantarantsika fô tiantsika iré zanak'Andriamanitra: Kôfa tia an'Andriamanitra sy manatanteraka iré sisiny atsika. \v 3 Satrià izégny no fitiavagna ho an'Andriamanitra: de ny fagnatanterahantsika iré didiny. Ké iré didiny de tsy mavesatra.
\c 5 \v 1 Na zôvy na zôvy mino fô i Jesosy no Kristy de naterak'Andriamanitra, ké na zôvy na zôvy tia ny Ray foagna koà de tia ny zanaka nateraka. \v 2 Noho izégny no ahafantarantsika fô tiantsika iré zanak'Andriamanitra: Kôfa tia an'Andriamanitra sy manatanteraka iré didiny atsika. \v 3 Satrià izégny no fitiavagna ho an'Andriamanitra: de ny fagnatanterahantsika iré didiny. Ké iré didiny de tsy mavesatra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Izégny de lay Araiky zay tônga tamin'ny rano sy rà: Jesosy Kristy. Izy de tônga tsy tamin'ny rano foagna, fô tamin'ny rano sy rà. \v 7 Fô misy telo zay mijôro vavôlombelogno: ny \v 8 Fanahy, ny rano, kè ny rà. Iré telo iré de mifangnaraka. [Fagnamarihagna: Ny dika-volagna talôha sanany de mivaky karaha zô: ''Fô misy telo zay mijôro vavôlombelogno agny an-dagnitra: ny Ray, ndraiky Koragna, ké ny Fanahy Masina; ké iré telo iré de araiky. Ké misy telo zay mijôro vavôlombelogno aketo ambonin'ny tany: ny Fanahy, ny rano, ké ny rà; ké iré telo iré de karaha ny araiky.'' Na izégny aza, iré dika-vôlagna tsara indrindra de tsy mivaky karaha izégny.]
\v 6 Izégny de lay Araiky zay tônga tamin'ny rano sy rà: Jesosy Kristy. Izy de tônga tsy tamin'ny rano foagna, fô tamin'ny rano sy rà. \v 7 Fô misy telo zay mijôro vavôlombelogno: \v 8 ny Fanahy, ny rano, kè ny rà. Iré telo iré de mifangnaraka. [Fagnamarihagna: Ny dika-volagna talôha sanany de mivaky karaha zô: ''Fô misy telo zay mijôro vavôlombelogno agny an-dagnitra: ny Ray, ndraiky Koragna, ké ny Fanahy Masina; ké iré telo iré de araiky. Ké misy telo zay mijôro vavôlombelogno aketo ambonin'ny tany: ny Fanahy, ny rano, ké ny rà; ké iré telo iré de karaha ny araiky.'' Na izégny aza, iré dika-vôlagna tsara indrindra de tsy mivaky karaha izégny.]

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 5
Tôko faha 5

View File

@ -74,10 +74,10 @@
"04-11",
"04-15",
"04-17",
"04-19",
"05-title",
"05-01",
"05-04",
"05-06",
"05-09",
"05-11",
"05-13",