bmm_1co_text_reg/15/31.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 31 Miatrika fahafatesagna isan'andro zaho! Izegny de azo antoka karaha ny fireharehako ny aminaré, izay azako akô amin'i Kristy Jesosy Tompontsika. \v 32 Inona no tômbony azoko, avy amin'ny fômba fizahavan'ny ôlombelagna, kô niady tamin'ny biby takô Efesosy zaho, kô tsy natsangana ny maty? ''Aoka antsika hihinagna sy hisôtro satria ho faty antsika amaraigna.''