\v 10 Fô nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra no naha tônga anahy karan'izao, ké tsy foagna ny fahasoavagny aminahy akato. Fô ndraiky, niasa mafy kokoà zaho noho izy jiaby. Kanéfa tsy zaho izegny, fô ny fahasoavan'Andriamanitra izay miaraka aminahy. \v 11 Noho izegny na zaho izegny na zaré ré, karaha ny nitorianay de karaha izegny no ninoànaré.