bhr_jos_text_reg/23/04.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 4 Io! fa nitinondroko ho gnanareo reo firenena ze mbo ho rese ho lovanireo fokonareo, miaraky amireo firenena iaby fa nagingako, nanomboky tao Jordana ka zisikiagny amigny Ranomasy bevata agny andrefa. \v 5 Handroky andreo Yaveh Zagnaharinareo. Hanosiky andreo hianga aminareo i. Halany gny tanin-dreo, sady hangalaky gny tanin-dreo ho fanagnanareo hanareo, arakize napanatenain'i Yaveh Zagnaharinareo hahanreo.