1 line
454 B
Plaintext
1 line
454 B
Plaintext
\v 28 Ho anireo fokon'i Gersona la nomendreo bakamigny fokon'i Isakara koa i Kisiona, mbamireo tanim-bilony, Daberata mbamireo tanim-bilony, \v 29 Jarmota mbamireo tanim-bilony, sady Enganima mbamireo tanim-bilony tana efatsy. \v 30 Bakamigny fokon'i asera, la nomendreo Misala miaraky amireo tanim-bilony, Abdona miaraky amireo tanim-bilony, \v 31 Helkata miaraky amireo tanim-bilony, sady Rehoba miaraky amireo tanim-bilony tana efatsy gny fitambarany. |