1 line
288 B
Plaintext
1 line
288 B
Plaintext
\v 33 Tao amigny tany havoa nagnabo vatany agny andrefa, la nisy an'i Estaola, Zora, Asna, \v 34 Zanoa, En-ganima, Tapoa, Enama, \v 35 Jarmota, Adolama, Soko, Azeka, \v 36 Saraima, Aditaima, sady Gadera (ze Gederotima). Efatra ambifolo isa reo tana reo, miaraky amireo vohitsy kelikeliny. |