bhr_jos_text_reg/10/28.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 28 Tahaky anizay, ro nagnandevozan'i Josoa an'i Makeda tamizay andro zay, voho namonoany gnolo-aby tao tamigny mesa, agnisanizay gny mpanjakany. Naringany tetraky ndreo reki8tsy reo raha-miay iaby tao. Tsy nisy nengany ho velo. Tahaky gny nataony tamigny mpanjakan'i Jeriko avao ro nataony tamigny mpanjakan'i Makeda.