bhr_jos_text_reg/10/05.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 5 Reo mpanjaka dimin'ny amonita, gny mpanjakan'i Jerosalema,gny mpanjakan'i Hebrona, gny mpanjakan'i Jarmota, gny mpanjakn'i Lakisy, sady gny mpanjakan'i Eglona la niakatsy, ndreo rekitsy reo tafikiny iaby. Nametraky gny rafitsy hanohera an'i Gibeona ndreo, sady nanafiky anizay.