bhr_jos_text_reg/22/26.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 26 Ka hoy ahay he: 'Mamela anay hananga alitara henanizao, tsy ho gnan'ny fagnatitsy horoa ndre soro, \v 27 fa mba ho vavolombelo aminay eo rekitsy anareo, sady reo eo amigny taranaky fara-mandimbitsika, fa hagnatateraky gny fanopoa an'i Yaveh alohany sika, amigny alalan'ny fagnatitsy horoa, voho soro sady fagnati-pihavagna ataosika, lamba tsy hisaran'ny ganankareo amigny gnanakay zisikiamizay he: ''Tsy mana anjara ao amin'i Yaveh hanareo.'''