1 line
294 B
Plaintext
1 line
294 B
Plaintext
\v 6 Bakeo gny taranaky bakamign'i Gersona nome, tamigny kitsapaky, tana telo ambifolo bakamigny isani-hasaveregnanireo fokon'i Isakara, Asera, Naftaly, sady gny asasaky gny fokon'i Manase agny Basana. \v 7 Reo fokonolo la nahazo tana roy ambifolo bakamireo fokon'i Robena, Gada, sady Zebolona. |