bhr_jos_text_reg/05/14.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 14 Hoy i: ''Aha. Satria mpibeko gny tafik'i Yaveh iaho. Avy iaho hinany zao.'' Sady Josoa nekohiky tamigny tany mba hanompo sady nisara tagnaminy he: ''Ino ro sarain'ny tompoko amigny mpanopony?'' \v 15 Gny mpibeko gny tafik'i Yaveh nisara tamin'i Josoa he: ''Alao amigny tombokinao gny hananao, satria gny toera ze itsangananao la masy.'' La zay ro nataon'i Josoa.