\v 13 Nomeko tany ze mbo tsy natao voho tana ze mbo tsy nagnoregna hanareo, sady henanizao la mipetraky aminareo egny. Mihinana gny voakazon'ny tanim-boaloboky rekitsy gny tondan'oliva ze tsy nambolenareo hanareo.'