Fri Oct 25 2019 14:41:12 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 14:41:13 -04:00
parent e864304277
commit c2d0fcaca3
3 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 De amboary tsy am-pimognomognonana na amin'ny fiadian-kevitra ny raha marobe. Mangnamboara karan'izany mba hanjary ho zanak'Andriamanitra tsisy sady marina, tsisy takaitra anareo. Miàsa karan'izany hampamirapiratra anareo karan'ny fahazavana amin'izao tontolo izao, am-pivonan'ny taranaka meloka sady maditra. Mifikira mafy amin'ny Zakan'ny fiaignana mba hanagnako antony hireharehako amin'ny andron'i Kristy. Fa amin'izany de hofantako
\v 14 De amboary tsy am-pimognomognonana na amin'ny fiadian-kevitra ny raha marobe. \v 15 Magnamboara karan'izany mba hanjary ho zanak'Andriamanitra tsisy sady marina, tsisy takaitra anareo. Miàsa karan'izany hampamirapiratra anareo karan'ny fahazavana amin'izao tontolo izao, am-pivonan'ny taranaka meloka sady maditra. \v 16 Mifikira mafy amin'ny Zakan'ny fiaignana mba hanagnako antony hireharehako amin'ny andron'i Kristy. Fa amin'izany de hofantako fa tsy ho very maigna ny nihazakazahako sady tsy ho very maigna koa ny niasako.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa ndre de atao raki

View File

@ -53,6 +53,7 @@
"02-03",
"02-05",
"02-09",
"02-12"
"02-12",
"02-14"
]
}